Deuteronomy 27:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manorena alitara ao ho an’NY TOMPO Andriamanitrao; vato no hataonao alitara, nefa aza pehina amin’ny vy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary handrafitra ôtely eo ianao ho an’i Iaveh, dia ôtely vato tsy voapai-by.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo koa no hanorenanareo alitara ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo, dia alitara vato tsy voapai-by.
Malagasy Bible 1865
Ary manorena alitara ao ho an'i Jehovah Andriamanitrao; vato no hataonao alitara, nefa aza pehim-by izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manorena alitara ao ho an’NY TOMPO Andriamanitrao; vato no hataonao alitara, nefa aza pehina amin’ny vy izany.
malagasy
Ary manorena alitara ao ho an'i Jehovah Andriamanitrao; vato no hataonao alitara, nefa aza pehim-by izy.