Deuteronomy 27:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vato tsy voapaika no hataonao alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao ka manolora fanatitra dorana manontolo eo amboniny ho an’NY TOMPO Andriamanitrao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vato tsy voavoatra no handrafetanao ny ôtelin’i Iaveh Andriamanitrao, ary manatera sorona dorana eo amboniny ho an’i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vato tsy voavoatra no hanorenanareo io alitara io, ary eo amboniny dia hanoloranareo sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Vato tsy voapaika no hataonao alitaran'i Jehovah Andriamanitrao; ka manatera fanatitra dorana eo amboniny ho an'i Jehovah Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vato tsy voapaika no hataonao alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao ka manolora fanatitra dorana manontolo eo amboniny ho an’NY TOMPO Andriamanitrao
malagasy
Vato tsy voapaika no hataonao alitaran'i Jehovah Andriamanitrao; ka manatera fanatitra dorana eo amboniny ho an'i Jehovah Andriamanitrao.