Deuteronomy 27:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary manolora koa fanati-pihavanana ka mihinàna sy mifalia eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manatera sorom-pihavanana, ka mihinàna eo sy mifalia eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanolotra sorom-pihavanana koa ianareo, ka hihinana eo an-toerana sady hifaly eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary manatera koa fanati-pihavanana, ka mihinàna eo sy mifalia eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary manolora koa fanati-pihavanana ka mihinàna sy mifalia eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrao.
malagasy
Ary manatera koa fanati-pihavanana, ka mihinàna eo sy mifalia eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao.