Deuteronomy 27:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ny Israely rehetra i Mosesy sy ireo levita mpisorona hoe: Mangìna ka mihainoa, ry Israely ô. Androany no efa tonga firenen’NY TOMPO Andriamanitrao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’i Israely rehetra i Môizy sy ireo mpisorona levitika ka nanao hoe: Mangina ka mihainoa, ry Israely: Androany no efa tonga vahoakan’i Iaveh Andriamanitrao ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’ny Israelita rehetra indray i Mosesy sy ireo Levita mpisorona ka nanao hoe: –Mangina ka mihainoa, ry Israelita. Izao anio izao ianareo no efa tonga vahoakan’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'ny Isiraely rehetra Mosesy sy ireo Levita mpisorona ka nanao hoe: Mangìna, ka mihainoa, ry Isiraely ô: androany no efa tonga firenen'i Jehovah Andriamanitrao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ny Israely rehetra i Mosesy sy ireo levita* mpisorona hoe: Mangìna ka mihainoa, ry Israely ô. Androany no efa tonga firenen’NY TOMPO Andriamanitrao ianao.
malagasy
Dia niteny tamin'ny Isiraely rehetra Mosesy sy ireo Levita mpisorona ka nanao hoe: Mangìna, ka mihainoa, ry Isiraely ô: androany no efa tonga firenen'i Jehovah Andriamanitrao ianao.