Deuteronomy 28:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho hitan’ny firenena rehetra ambonin’ny tany fa ny anaran’NY TOMPO no antsoina ao aminao, dia hatahotra anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho hitan’ny firenena rehetra fa antsoina aminao ny Anaran’i Iaveh ka hatahotra anao izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hahita avokoa ny firenena fa ny anaran’ny TOMPO no antsoina aminareo, ka hatahotra anareo izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia ho hitan'ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa ny anaran'i Jehovah no antsoina aminao, dia hatahotra anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho hitan’ny firenena rehetra ambonin’ny tany fa ny anaran’NY TOMPO no antsoina ao aminao, dia hatahotra anao izy.
malagasy
Dia ho hitan'ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa ny anaran'i Jehovah no antsoina aminao, dia hatahotra anao izy.