Deuteronomy 28:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza miala amin’ny teny rehetra izay omeko anao anio, na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia, ka hanaraka andriamanitra hafa hanompo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy mivily ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavian’ny didy rehetra andidiako anao anio mba hanaraka sy hanompo andriamani-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, ny didy rehetra izay ampitaiko aminareo anio dia aza ialana mihitsy mba hanarahana sy hanompoana andriamani-kafa.
Malagasy Bible 1865
Ary aza miala amin'ny teny rehetra izay andidiako anao anio, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia, hanaraka andriamani-kafa ka hanompo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza miala amin’ny teny rehetra izay omeko anao anio, na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia, ka hanaraka andriamanitra hafa hanompo azy.
malagasy
Ary aza miala amin'ny teny rehetra izay andidiako anao anio, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia, hanaraka andriamani-kafa ka hanompo azy.