Deuteronomy 28:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona ianao ao an-tanàna ary ho voaozona ianao any an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao an-tanàna ianao hozonina; any an-tsaha ianao hozonina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voaozona ianareo na ny ao an-tanàn-dehibe na ny any ambanivohitra.
Malagasy Bible 1865
Hozonina ianao ao an-tanàna, ary hozonina ianao any an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona ianao ao an-tanàna ary ho voaozona ianao any an-tsaha.
malagasy
Hozonina ianao ao an-tanàna, ary hozonina ianao any an-tsaha.