Deuteronomy 28:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hozonina ny sobika amam-bata fitahiriza-mofonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisy voankazo ny haronareo ary tsy hisy lafarinina ny vata fitahirizan-tsakafonareo.
Malagasy Bible 1865
Hozonina ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.
malagasy
Hozonina ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.