Deuteronomy 28:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman’osinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hozonina ny aloaky ny kibonao, ny vokatry ny taninao, ny teraky ny biby fiompinao lehibe sy madinika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho maro anaka ianareo; tsy hiavosa ny vokatry ny taninareo, ary tsy ho maro taranaka ny omby sy ondry aman’osinareo.
Malagasy Bible 1865
Hozonina ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman'osinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman’osinao.
malagasy
Hozonina ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman'osinao.