Deuteronomy 28:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona ianao raha miditra ny tranonao ary ho voaozona koa ianao raha mivoaka avy ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miditra ianao hozonina, mivoaka ianao hozonina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voaozona ianareo na miditra na mivoaka ny tranonareo.
Malagasy Bible 1865
Hozonina ianao, raha miditra; ary hozonina ianao, raha mivoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona ianao raha miditra ny tranonao ary ho voaozona koa ianao raha mivoaka avy ao.
malagasy
Hozonina ianao, raha miditra; ary hozonina ianao, raha mivoaka.