Deuteronomy 28:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitrao ianao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao fitahiana rehetra izao no ho tonga aminao sy ho azonao, raha manaiky ny feon’i Iaveh Andriamanitrao ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, raha ekenareo ny TOMPO Andriamanitrareo, dia ho tonga aminareo sy ho azonareo ireto fitahiana isan-karazany ireto:
Malagasy Bible 1865
ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitrao ianao:
malagasy
ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao