Deuteronomy 28:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halefan’NY TOMPO aminao ny ozona, dia horohoro sy fampitahorana amin’izay rehetra ataon’ny tananao, mandra-paharinganao sy mandra-pahalaninao haingana noho ny faharatsian’ny nataonao tamin’ny nahafoizanao Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ozona, horohoro ary fampitahorana no hatsindrin’i Iaveh anao amin’izay raharaha hataonao rehetra mandra-paharingana sy levona faingana anao, noho ny haratsian’ny asa nataonao, izay nahafoizanao ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay rehetra ataonareo, dia ozona sy tahotra aman’ahiahy no halefan’ny TOMPO aminareo; ka ho ringana sy ho levona faingana ianareo satria ratsy tokoa ny nataonareo tamin’ny nandaozanareo Azy.
Malagasy Bible 1865
Hampandehanin'i Jehovah aminao ny ozona, dia horohoro sy fampitahorana amin'izay rehetra ataon'ny tananao, mandra-paharinganao sy mandra-pahalaninao faingana noho ny faharatsian'ny nataonao tamin'ny nahafoizanao Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halefan’NY TOMPO aminao ny ozona, dia horohoro sy fampitahorana amin’izay rehetra ataon’ny tananao, mandra-paharinganao sy mandra-pahalaninao haingana noho ny faharatsian’ny nataonao tamin’ny nahafoizanao Ahy.
malagasy