Deuteronomy 28:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampiraiketin’NY TOMPO aminao ny areti-mandringana, mandra-pandaniny anao tsy ho eo amin’ny tany izay hidiranao holovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hopetahan’i Iaveh areti-mandringana ny tenanao, mandra-pahalevona anao tsy ho eo amin’ny tany vao hidiranao hanananao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataon’ny TOMPO azon’ny areti-mandringana ianareo ka ho lany ritra tsy ho eo amin’ny tany izay efa hidiranareo mba halainareo ho fananana.
Malagasy Bible 1865
Hampiraiketin'i Jehovah aminao ny areti-mandringana, mandra-pandaniny anao tsy ho eo amin'ny tany izay efa hidiranao holovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampiraiketin’NY TOMPO aminao ny areti-mandringana, mandra-pandaniny anao tsy ho eo amin’ny tany izay hidiranao holovana.
malagasy
Hampiraiketin'i Jehovah aminao ny areti-mandringana, mandra-pandaniny anao tsy ho eo amin'ny tany izay efa hidiranao holovana.