Deuteronomy 28:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho varahina ny lanitra eo ambonin’ny lohanao ary ho vy ny tany eo ambaninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanitrao eo ambony lohanao ho varahina, ary ny tany eo ambany tongotrao ho vy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho mafy toy ny varahina ny lanitra eo ambony lohanareo, ary ho mafy toy ny vy ny tany eo ambany tongotrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ho varahina ny lanitra eo ambonin'ny lohanao, ary ho vy ny tany eo ambaninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho varahina ny lanitra eo ambonin’ny lohanao ary ho vy ny tany eo ambaninao.
malagasy
Ary ho varahina ny lanitra eo ambonin'ny lohanao, ary ho vy ny tany eo ambaninao.