Deuteronomy 28:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataon’NY TOMPO vovoka sy jofo ny ranonorana ho amin’ny taninao; avy any an-danitra no hidinan’izany aminao mandra-paharinganao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vovoka amam-pasika no ranonorana halatsak’i Iaveh amin’ny taninao, ka hidina avy any an-danitra hankaminao, mandra-pahalany ritra anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izay ranonorana, dia vovoka sy fasika no halefan’ny TOMPO ho amin’ny taninareo; avy eny amin’ny habakabaka no hilatsahan’izany vovoka sy fasika izany aminareo, mandra-paharinganareo.
Malagasy Bible 1865
Hataon'i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin'ny taninao; avy any an-danitra no hidinan'izany aminao mandra-paharinganao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataon’NY TOMPO vovoka sy jofo ny ranonorana ho amin’ny taninao; avy any an-danitra no hidinan’izany aminao mandra-paharinganao.
malagasy
Hataon'i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin'ny taninao; avy any an-danitra no hidinan'izany aminao mandra-paharinganao.