Deuteronomy 28:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hohanin’ny voromanidina rehetra sy ny bibidia ny fatinao ka tsy hisy hamefifefy azy hanatanteraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohanin’ny voromanidina rehetra sy ny biby dia ny fatinao, ary tsy hisy hanaitra an’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hihinana ny fatinareo ny voro-manidina rehetra sy ny bibidia, ka tsy hisy hanaitaitra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fatinao hohanin'ny voro-manidina rehetra sy ny bibi-dia, ka tsy hisy hanaitaitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hohanin’ny voromanidina rehetra sy ny bibidia ny fatinao ka tsy hisy hamefifefy azy hanatanteraka izany.
malagasy
Ary ny fatinao hohanin'ny voro-manidina rehetra sy ny bibi-dia, ka tsy hisy hanaitaitra azy.