Deuteronomy 28:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamelezan’NY TOMPO anao ny vain’i Ejipta sy ny lagaly ary ny hatina sy ny hazaka, izay tsy hay sitranina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh hikapoka anao amin’ny didran’i Ejipta, fivontosam-body, anakandro, ary hatina tsy lai-panafody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamelezan’ny TOMPO anareo, tahaka ny hamelezany an’i Ejipta, ny vay isan-karazany sy ny hatina ary ny hazaka tsy andairam-panafody;
Malagasy Bible 1865
Hamelin'i Jehovah anao ny vain'i Egypta sy ny tomboka sy ny hatina ary ny hazaka (izay tsy azom-panafody);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamelezan’NY TOMPO anao ny vain’i Ejipta sy ny lagaly ary ny hatina sy ny hazaka, izay tsy hay sitranina;
malagasy
Hamelin'i Jehovah anao ny vain'i Egypta sy ny tomboka sy ny hatina ary ny hazaka (izay tsy azom-panafody);