Deuteronomy 28:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitsapatsapa ianao na dia amin’ny mitatao vovonana aza tahaka ny fitsapatsapan’ny jamba ao amin’ny haizim-pito ka tsy ho tonga amin’izay halehanao; hampahorin’ny sasany sy hobaboiny mandrakariva ianao ka tsy hisy hamonjy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hitsapatsapa amin’ny mitataovovonana, toy ny jamba amin’ny haizim-pito ianao; tsy hahomby amin’ny lalana halehanao, hampahorina isan’andro ianao, ary hobaboina, nefa tsy hisy hamonjy anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hitsapatsapa ianareo na dia amin’ny mitataovovonana aza, tahaka ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizim-pito; tsy hahomby amin’ny zavatra hirosoanareo ianareo; hampahorîn’ny sasany sy hobaboiny mandrakariva ianareo, fa tsy hisy hamonjy.
Malagasy Bible 1865
Dia hitsapatsapa ianao na dia amin'ny mitatao-vovonana aza tahaka ny fitsapatsapan'ny jamba ao amin'ny aizim-pito ka tsy ho tonga amin'izay halehanao; dia hampahorin'ny sasany sy hobaboiny mandrakariva ianao, fa tsy hisy hamonjy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitsapatsapa ianao na dia amin’ny mitatao vovonana aza tahaka ny fitsapatsapan’ny jamba ao amin’ny haizim-pito ka tsy ho tonga amin’izay halehanao; hampahorin’ny sasany sy hobaboiny mandrakariva ianao ka tsy hisy hamonjy.
malagasy