Deuteronomy 28:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahìna ianao ao an-tanàna, ary hotahìna ianao any an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao an-tanàna ianao hotahîna; any an-tsaha ianao hotahîna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahîna ianareo na ny ao an-tanàn-dehibe na ny any ambanivohitra.
Malagasy Bible 1865
Hotahina ianao ao an-tanàna, ary hotahina ianao any an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahìna ianao ao an-tanàna, ary hotahìna ianao any an-tsaha.
malagasy
Hotahina ianao ao an-tanàna, ary hotahina ianao any an-tsaha.