Deuteronomy 28:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hifofo vady ianao nefa olon-kafa no handry aminy; hanorina trano ianao nefa tsy hitoetra ao; hanao tanim-boaloboka ianao nefa tsy hihinana ny vokatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifamofo amim-behivavy ianao, fa olon-kafa no hahazo azy; hanao trano ianao fa tsy honina aminy; hamboly voaloboka ianao, fa tsy hahazo ny vokany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy vehivavy efa fofombadinareo fa lehilahy hafa no hahazo azy; hanao trano ianareo, fa tsy hitoetra ao; hamboly voaloboka ianareo, fa tsy handray ny vokany.
Malagasy Bible 1865
Hifofo vady ianao, fa olon-kafa no handry aminy; hanao trano ianao, fa tsy hitoetra ao; hanao tanim-boaloboka ianao, fa tsy hihinana ny vokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hifofo vady ianao nefa olon-kafa no handry aminy; hanorina trano ianao nefa tsy hitoetra ao; hanao tanim-boaloboka ianao nefa tsy hihinana ny vokatra.
malagasy
Hifofo vady ianao, fa olon-kafa no handry aminy; hanao trano ianao, fa tsy hitoetra ao; hanao tanim-boaloboka ianao, fa tsy hihinana ny vokatra.