Deuteronomy 28:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho very saina ianao noho ny zavatra izay ho hitan’ny masonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanjary adala ianao amin’ny fijerena ny zavatra ho hitan’ny masonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hanjary adala ianareo eo am-pijerena ny zavatra izay ho hitan’ny masonareo.
Malagasy Bible 1865
Dia ho very saina ianao noho ny zavatra izay ho hitan'ny masonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho very saina ianao noho ny zavatra izay ho hitan’ny masonao.
malagasy
Dia ho very saina ianao noho ny zavatra izay ho hitan'ny masonao.