Deuteronomy 28:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamelezan’NY TOMPO anao ny vay ratsy izay tsy hay sitranina, dia amin’ny lohalikao sy ny fenao, hatrany amin’ny faladianao ka hatreny an-tampon-dohanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasian’i Iaveh fery ratsy tsy lai-panafody ny lohalikao sy ny fenao, hasiany hatrany am-paladianao ka hatrany an-tampon-dohanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamelezan’ny TOMPO anareo ny vay ratsy, izay tsy andairam-panafody, dia vay ratsy hahavoa ny lohalikareo sy ny fenareo, ary hanenika ny tenanareo manontolo hatreo an-tampon-doha ka hatrany am-paladia.
Malagasy Bible 1865
Hamelin'i Jehovah anao ny vay ratsy, izay tsy azom-panafody, dia amin'ny lohalikao sy ny tongotrao, hatramin'ny faladianao ka hatramin'ny tampon-dohanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamelezan’NY TOMPO anao ny vay ratsy izay tsy hay sitranina, dia amin’ny lohalikao sy ny fenao, hatrany amin’ny faladianao ka hatreny an-tampon-dohanao.
malagasy
Hamelin'i Jehovah anao ny vay ratsy, izay tsy azom-panafody, dia amin'ny lohalikao sy ny tongotrao, hatramin'ny faladianao ka hatramin'ny tampon-dohanao.