Deuteronomy 28:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voan-javatra betsaka no hoentinao hambolena any an-tsaha nefa kely kosa no hangoninao, satria ho lanin’ny valala ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Be no voan-javatra hoentinao any an-tsahanao fa kely no hakarinao, satria ho lanin’ny valala ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voan-javatra betsaka no hoentinareo hafafy any an-tsaha, fa kely kosa no vokatra hangoninareo, satria ho lanin’ny valala ireny.
Malagasy Bible 1865
Voan-javatra betsaka no ho entinao hambolena any an-tsaha, fa kely kosa no hangoninao, satria ho lanin'ny valala ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voan-javatra betsaka no hoentinao hambolena any an-tsaha nefa kely kosa no hangoninao, satria ho lanin’ny valala ireny.
malagasy
Voan-javatra betsaka no ho entinao hambolena any an-tsaha, fa kely kosa no hangoninao, satria ho lanin'ny valala ireny.