Deuteronomy 28:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanao tanim-boaloboka sy hiasa azy ianao nefa tsy hisotro divay na hioty voaloboka eo, fa ho lanin’ny fositra ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamboly voaloboka ianao, sy hanolikoly azy koa, fa tsy hisotro ary tsy hioty na inona na inona akory, satria hohanin’ny fositra ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamboly voaloboka ka hikolokolo azy ianareo, nefa tsy hisotro divay akory; tsy hioty voaloboka akory aza ianareo, satria hohanin’ny fositra ireny.
Malagasy Bible 1865
Hanao tanim-boaloboka ianao ka hiasa azy, nefa tsy hisotro divay na hioty voaloboka ianao, satria ho lanin'ny fositra ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanao tanim-boaloboka sy hiasa azy ianao nefa tsy hisotro divay na hioty voaloboka eo, fa ho lanin’ny fositra ireny.
malagasy
Hanao tanim-boaloboka ianao ka hiasa azy, nefa tsy hisotro divay na hioty voaloboka ianao, satria ho lanin'ny fositra ireny.