Deuteronomy 28:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahìna ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny biby fiompinao, dia ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman’osinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotahina ny naloaky ny kibonao, ny vokatry ny taninao, ny ateraky ny biby fiompinao, dia ny teraky ny biby manompo lehibe sy madinika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho maro anaka ianareo, hiavosa ny vokatry ny taninareo ary ho maro taranaka ny biby fiompinareo, dia ny omby sy ondry aman’osinareo.
Malagasy Bible 1865
Hotahina ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny biby fiompinao, dia ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman'osinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahìna ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny biby fiompinao, dia ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman’osinao.
malagasy
Hotahina ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny biby fiompinao, dia ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman'osinao.