Deuteronomy 28:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanana hazo oliva amin’ny taninao rehetra ianao nefa tsy hihosotra diloilo; satria hihintsana ny olivanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanana fototr’ôliva ianao amin’ny faritaninao rehetra, fa tsy hihosotra diloilo akory, satria hihintsana ny ôlivanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanana fototr’ôliva manerana ny faritaninareo ianareo; nefa tsy hisy menaka hihosoranareo akory, satria hihintsana tsy mbola matoy ny ôlivanareo.
Malagasy Bible 1865
Hanana hazo oliva amin'ny taninao rehetra ianao, nefa tsy hihosotra diloilo; fa hihintsana ny olivanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanana hazo oliva amin’ny taninao rehetra ianao nefa tsy hihosotra diloilo; satria hihintsana ny olivanao.
malagasy
Hanana hazo oliva amin'ny taninao rehetra ianao, nefa tsy hihosotra diloilo; fa hihintsana ny olivanao.