Deuteronomy 28:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiteraka zazalahy sy vavy ianao nefa tsy ho anao ireny, fa ho lasan-ko babo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiteraka zazalahy aman-jazavavy ianao, nefa tsy ho anao ireny, fa ho lasan-ko babo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiteraka zazalahy sy zazavavy ianareo; nefa tsy ho anareo ireny, satria ho lasan-ko babo.
Malagasy Bible 1865
Hiteraka zazalahy sy zazavavy ianao, nefa tsy ho anao ireny, fa ho lasan-ko babo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiteraka zazalahy sy vavy ianao nefa tsy ho anao ireny, fa ho lasan-ko babo.
malagasy
Hiteraka zazalahy sy zazavavy ianao, nefa tsy ho anao ireny, fa ho lasan-ko babo.