Deuteronomy 28:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hazonao sy ny vokatry ny taninao rehetra dia ho lanin’ny valala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho lanin’ny bibikely ny hazonao rehetra sy ny vokatry ny taninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hazonareo sy ny vokatry ny taninareo dia ho lanin’ny valala avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ny hazonao sy ny vokatry ny taninao rehetra dia ho lanin'ny valala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hazonao sy ny vokatry ny taninao rehetra dia ho lanin’ny valala.
malagasy
Ny hazonao sy ny vokatry ny taninao rehetra dia ho lanin'ny valala.