Deuteronomy 28:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisandratra ho ambony dia ambony noho ianao ny vahiny eo aminao fa ianao kosa dia hietry ho ambany dia ambany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahiny monina eo aminao hisondrotra hatrany ho ambony noho ianao; fa ianao kosa hietry mandrakariva ho ambany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahiny eo aminareo no hisandratra ho ambony dia ambony noho ianareo, fa ianareo kosa ho ambany dia ambany.
Malagasy Bible 1865
Ny vahiny eo aminao hisandratra ho ambony dia ambony noho ianao, fa ianao kosa hietry ho ambany dia ambany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisandratra ho ambony dia ambony noho ianao ny vahiny eo aminao fa ianao kosa dia hietry ho ambany dia ambany.
malagasy
Ny vahiny eo aminao hisandratra ho ambony dia ambony noho ianao, fa ianao kosa hietry ho ambany dia ambany.