Deuteronomy 28:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy hampisambotra anao fa ianao kosa dia tsy hampisambotra azy; izy ho lohany fa ianao dia ho rambony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izy hampisambotra anao, fa ianao kosa tsy mba hampisambotra azy, izy ho lohany fa ianao kosa ho rambony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no hampisambo-bola anareo fa tsy ianareo intsony no hampisambotra azy. Ireo no ho lohalaharana fa ianareo ho farany.
Malagasy Bible 1865
Izy hampisambotra anao, fa ianao kosa tsy hampisambotra azy; izy ho lohany, fa ianao ho rambony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy hampisambotra anao fa ianao kosa dia tsy hampisambotra azy; izy ho lohany fa ianao dia ho rambony.
malagasy
Izy hampisambotra anao, fa ianao kosa tsy hampisambotra azy; izy ho lohany, fa ianao ho rambony.