Deuteronomy 28:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho famantarana sy fahagagana aminao sy ny taranakao mandrakizay izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ho famantarana amam-pahagagana ho anao sy ny taranakao mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho famantarana sy fampitandremana hatrany hatrany ireny ho anareo sy ho an’ny taranakareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ho famantarana sy fahagagana aminao sy ny taranakao mandrakizay izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho famantarana sy fahagagana aminao sy ny taranakao mandrakizay izany,
malagasy