Deuteronomy 28:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy nanompo NY TOMPO Andriamanitrao tamin’ny hafaliana sy ny haravoam-po ianao noho ny habetsahan’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ianao tsy nanompo an’i Iaveh Andriamanitrao an-kafaliana sy an-jotom-po ho valin’ny fananam-be amin’ny zavatra rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ianareo tsy manompo amin-kafaliana sy risipo ilay TOMPO Andriamanitrareo, fony ianareo nanam-be tamin’ny zavatra rehetra,
Malagasy Bible 1865
satria tsy nanompo an'i Jehovah Andriamanitrao tamin'ny fahafaliana sy ny faharavoam-po ianao noho ny habetsahan'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy nanompo NY TOMPO Andriamanitrao tamin’ny hafaliana sy ny haravoam-po ianao noho ny habetsahan’ny zavatra rehetra.
malagasy
satria tsy nanompo an'i Jehovah Andriamanitrao tamin'ny fahafaliana sy ny faharavoam-po ianao noho ny habetsahan'ny zavatra rehetra.