Deuteronomy 28:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahìna ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotahina ny sobika sy ny vata fitahiriza-mofonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahîna ianareo ka ho feno voankazo ny haronareo ary ho feno lafarinina ny vata fitahirizan-tsakafonareo.
Malagasy Bible 1865
Hotahina ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahìna ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.
malagasy
Hotahina ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao.