Deuteronomy 28:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
firenena masiaka endrika izay tsy hanaja ny antitra na hiantra ny tanora,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
firenena mahatsiravina endrika, tsy handala ny antitra na hangoraka ny tanora akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia firenena masiaka endrika, tsy hanaja ny antitra na hiantra ny tanora,
Malagasy Bible 1865
firenena masiaka endrika, izay tsy hanaja ny antitra, na hiantra ny tanora
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
firenena masiaka endrika izay tsy hanaja ny antitra na hiantra ny tanora,
malagasy
firenena masiaka endrika, izay tsy hanaja ny antitra, na hiantra ny tanora