Deuteronomy 28:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehilahy malemilemy sy mihantahanta indrindra eo aminao dia ho ratsy fijery ny rahalahiny sy ny vady andefimandriny ary ny zanany sisa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehilahy fatra-piangentsana sy zatra manao fiainana indrindra aminareo, ho ratsy fijery ny rahalahiny sy ny vady mandry eo am-pofoany ary ny zanany sisa tsy novonoiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lehilahy faran’izay miangentsana sy miaingitraingitra eo aminareo, dia ho ratsy fijery ny rahalahiny sy ny vady andefimandriny mbamin’ny zanany sisa;
Malagasy Bible 1865
Ny lehilahy malemilemy sy mihantahanta indrindra eo aminao dia ho ratsy fijery ny rahalahiny sy ny vadiny andefimandry ary ny zanany sisa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehilahy malemilemy sy mihantahanta indrindra eo aminao dia ho ratsy fijery ny rahalahiny sy ny vady andefimandriny ary ny zanany sisa;
malagasy
Ny lehilahy malemilemy sy mihantahanta indrindra eo aminao dia ho ratsy fijery ny rahalahiny sy ny vadiny andefimandry ary ny zanany sisa,