Deuteronomy 28:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vehivavy malemilemy sy mihantahanta eo aminao, izay tsy mbola nanandrana nandia tany noho ny fihantahantany sy ny fahalemilemeny, dia ho ratsy fijery ny vady andefimandriny sy ny zanany lahy ary ny zanany vavy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vehivavy fatra-piangentsana sy zatra manao fiainana indrindra aminareo, izay malemilemy sy sarotsarotiny ka tsy sahy manitsaka ny tany amin’ny faladiany akory, dia ho ratsy fijery ny vady mandry eo am-pofoany, sy ny zanany lahy aman-janany vavy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vehivavy, faran’izay miangentsana sy miaingitraingitra eo aminareo, ka tsy mbola nanandrana nandia tany, dia ho ratsy fijery ny vady andefimandriny sy ny zanakalahiny ary ny zanakavaviny;
Malagasy Bible 1865
Ny vehivavy malemilemy sy mihantahanta eo aminao, izay tsy mbola nanandrana nandia tany noho ny fihantahantany sy ny fahalemilemeny, dia ho ratsy fiteny ny vadiny andefimandry sy ny zananilahy ary ny zananivavy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vehivavy malemilemy sy mihantahanta eo aminao, izay tsy mbola nanandrana nandia tany noho ny fihantahantany sy ny fahalemilemeny, dia ho ratsy fijery ny vady andefimandriny sy ny zanany lahy ary ny zanany vavy
malagasy