Deuteronomy 28:58 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy tandremanao ny hanaraka ny teny rehetra amin’ity lalàna ity, izay voasoratra eto amin’ity boky ity, mba hatahoranao izao anarana efa nankalazaina sady mahatahotra izao hoe: NY TOMPO Andriamanitrao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy tandremanao tsara ny fanarahana ny teny rehetra amin’ity lalàna ity, izay voasoratra amin’ity boky ity, ka tsy atahoranao ity Anarana be voninahitra sy mahatahotra ity hoe Iaveh Andriamanitrao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Imasoy hotanterahina ny didy rehetra amin’ity Lalàna ity, dia ny didy rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity; ary hajao ilay mitondra ny anarana be voninahitra sady mendri-kohajaina hoe «Ny TOMPO Andriamanitrareo». Raha tsy izany no tandrovinareo,
Malagasy Bible 1865
Raha tsy tandremanao ny hanaraka ny teny rehetra amin'ity lalàna ity, izay voasoratra eto amin'ity boky ity, hatahoranao izao anarana efa nankalazaina sady mahatahotra izao hoe: JEHOVAH ANDRIAMANITRAO,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy tandremanao ny hanaraka ny teny rehetra amin’ity lalàna ity, izay voasoratra eto amin’ity boky ity, mba hatahoranao izao anarana efa nankalazaina sady mahatahotra izao hoe: NY TOMPO Andriamanitrao,
malagasy