Deuteronomy 28:59 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hataon’NY TOMPO mahagaga ny kapoka hataony aminao sy ny zanakao, izay kapoka mafy sady maharitra ela ary faharariana mafy sady maharitra ela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hataon’i Iaveh mahatsiravina mihitsy ny loza hamelezany anao sy ny loza hamelezany ny taranakao, loza lehibe sady tsy tapaka, aretina mafy sady tsy azo sitranina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia fery mahatsiravina, eny fery sy aretina samy màzana sy maharitra ela, no hataon’ny TOMPO mianjady aminareo sy amin’ny taranakareo.
Malagasy Bible 1865
dia hataon'i Jehovah mahagaga ny kapoka hataony aminao sy ny zanakao, dia kapoka mafy sady maharitra ela ary faharariana mafy sady maharitra ela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hataon’NY TOMPO mahagaga ny kapoka hataony aminao sy ny zanakao, izay kapoka mafy sady maharitra ela ary faharariana mafy sady maharitra ela.
malagasy
dia hataon'i Jehovah mahagaga ny kapoka hataony aminao sy ny zanakao, dia kapoka mafy sady maharitra ela ary faharariana mafy sady maharitra ela.