Deuteronomy 28:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahìna ianao raha miditra ary hotahìna ianao raha mivoaka ny tranonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miditra ianao hotahina, mivoaka ianao hotahina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahîna ianareo na miditra na mivoaka ny tranonareo.
Malagasy Bible 1865
Hotahina ianao, raha miditra; ary hotahina ianao, raha mivoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahìna ianao raha miditra ary hotahìna ianao raha mivoaka ny tranonao.
malagasy
Hotahina ianao, raha miditra; ary hotahina ianao, raha mivoaka.