Deuteronomy 28:60 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary haveriny aminao indray ny aretin’i Ejipta rehetra izay natahoranao ka hiraikitra aminao ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataony hihatra aminao indray ny aretina rehetra tany Ejipta izay nampangovitra anao, ka hiraikitra aminao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataony mifotitra aminareo ny aretina rehetra nihatra tamin’ny Ejiptianina, aretina izay natahoranareo kanefa dia hiraikitra aminareo.
Malagasy Bible 1865
Dia haveriny aminao indray ny aretin'i Egypta rehetra, izay natahoranao ka hiraikitra aminao ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary haveriny aminao indray ny aretin’i Ejipta rehetra izay natahoranao ka hiraikitra aminao ireny.
malagasy
Dia haveriny aminao indray ny aretin'i Egypta rehetra, izay natahoranao ka hiraikitra aminao ireny.