Deuteronomy 28:61 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny faharariana rehetra sy ny kapoka rehetra koa, na izay tsy voasoratra amin’ity bokin’ny lalàna ity aza, dia hoentin’NY TOMPO mamely anao mandra-paharinganao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanampin’izany, hataon’i Iaveh mahazo anao koa, ny aretina amam-pery isan-karazany izay tsy voasoratra amin’ny bokin’ity lalàna ity, mandra-paharinganao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ny aretina sy fery isan-karazany tsy voasoratra amin’ity bokin’ny Lalàna ity aza, dia hoentin’ny TOMPO hamelezana anareo mandra-paharinganareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny faharariana rehetra sy ny kapoka rehetra koa, izay tsy voasoratra amin'ny bokin'ity lalàna ity aza, dia ho entin'i Jehovah mamely anao mandra-paharinganao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny faharariana rehetra sy ny kapoka rehetra koa, na izay tsy voasoratra amin’ity bokin’ny lalàna ity aza, dia hoentin’NY TOMPO mamely anao mandra-paharinganao.
malagasy
Ary ny faharariana rehetra sy ny kapoka rehetra koa, izay tsy voasoratra amin'ny bokin'ity lalàna ity aza, dia ho entin'i Jehovah mamely anao mandra-paharinganao.