Deuteronomy 28:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary olona vitsy no ho sisa aminareo hisolo izao fahamaroanareo toy ny kintana eny amin’ny lanitra izao, satria tsy nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitrao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao efa maro toy ny kintana eny an-danitra iny, ka ho olom-bitsy sisa tavela aminao, noho ianao tsy nihaino ny feon’i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny ianareo efa maro toy ny kintana eny amin’ny habakabaka iny, dia olona vitsy no ho sisa tavela aminareo, satria ianareo tsy nanaiky ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary olona vitsy no ho sisa aminareo hisolo izao fahamaroanareo toy ny kintana eny amin'ny lanitra izao, satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary olona vitsy no ho sisa aminareo hisolo izao fahamaroanareo toy ny kintana eny amin’ny lanitra izao, satria tsy nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitrao ianao.
malagasy
Ary olona vitsy no ho sisa aminareo hisolo izao fahamaroanareo toy ny kintana eny amin'ny lanitra izao, satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao.