Deuteronomy 28:65 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary any amin’ireo firenena ireo dia tsy hisy hiainanao, na hitsaharan’ny faladianao; fa any no hanomezan’NY TOMPO anao fo miemponempona sy maso pahina ary fahakiviam-panahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any amin’izany firenena izany ianao, dia tsy ho afaka ahiahy ary tsy misy tany hitsaharan’ny faladianao; fo tebiteby, maso manjambena ary fanahy miferinaina no homen’i Iaveh anao any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any amin’ireo firenena ireo dia tsy hisy hilaminanareo ary tsy hisy toerana hahazoanareo miorim-ponenana; fa any kosa dia fo manahy sy maso jambena ary fanahy kivy no homen’ny TOMPO anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary any amin'ireo firenena ireo dia tsy hisy hiainanao, na hitsaharan'ny faladianao; fa any no hanomezan'i Jehovah anao fo miemponempona sy maso pahina ary fahakiviam-panahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary any amin’ireo firenena ireo dia tsy hisy hiainanao, na hitsaharan’ny faladianao; fa any no hanomezan’NY TOMPO anao fo miemponempona sy maso pahina ary fahakiviam-panahy.
malagasy
Ary any amin'ireo firenena ireo dia tsy hisy hiainanao, na hitsaharan'ny faladianao; fa any no hanomezan'i Jehovah anao fo miemponempona sy maso pahina ary fahakiviam-panahy.