Deuteronomy 28:66 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihevingevina eo anatrehanao ny ainao; dia hatahotra ianao na andro na alina ka tsy hanampo izay ho velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ainao hihevingevina eo anoloanao, ianao hangovitra andro aman’alina, ka tsy hanampò izay ho velona intsony ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ainareo hihevingevina eo anatrehanareo; dia hatahotra andro aman’alina ianareo ka tsy hanampo izay ho velona intsony.
Malagasy Bible 1865
Ar ny ainao hihevingevina eo anatrehanao; dia hatahotra andro aman'alina ianao ka tsy hanampo izay ho velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihevingevina eo anatrehanao ny ainao; dia hatahotra ianao na andro na alina ka tsy hanampo izay ho velona.
malagasy
Ar ny ainao hihevingevina eo anatrehanao; dia hatahotra andro aman'alina ianao ka tsy hanampo izay ho velona.