Deuteronomy 28:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatolotry NY TOMPO ho resy eo anoloanao ny fahavalonao izay mitsangana hiady aminao, koa lalana iray no handehanany hanatona anao fa lalana fito kosa no handosirany hiala eo anoloanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahavalo mitsangan-kiady aminao hataon’i Iaveh vaky mandositra eo anoloanao; lalana iray no nandrosoany hiady aminao, fa lalana fito kosa no handosirany eo anoloanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatolotry ny TOMPO horesenareo ny fahavalo izay mitsangana hiady aminareo; ka raha lalana iray no handrosoany hiady aminareo, dia lalana fito kosa no handosirany hiala eo anoloanareo.
Malagasy Bible 1865
Hatolotr'i Jehovah ho resy eo anoloanao ny fahavalonao, izay mitsangana hiady aminao, ka lalana iray no hivoahany hanatona anao, fa lalana fito kosa no handosirany hiala eo anoloanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatolotry NY TOMPO ho resy eo anoloanao ny fahavalonao izay mitsangana hiady aminao, koa lalana iray no handehanany hanatona anao fa lalana fito kosa no handosirany hiala eo anoloanao.
malagasy
Hatolotr'i Jehovah ho resy eo anoloanao ny fahavalonao, izay mitsangana hiady aminao, ka lalana iray no hivoahany hanatona anao, fa lalana fito kosa no handosirany hiala eo anoloanao.