Deuteronomy 28:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handidy ny fitahiany ho aminao NY TOMPO amin’ny fitoeram-barinao sy izay rehetra ataon’ny tananao ka hitahy anao Izy any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handidy ny fitahîny homba anao i Iaveh, amin’ny sompitrao sy amin’ny asan-tananao rehetra. Hotahîny ianao any amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handidy ny fitahiany ho aminareo ny TOMPO Andriamanitrareo, ka hambenany ny sompitrareo ary hampanjariany avokoa izay rehetra ataon’ny tananareo; eny, hotahîny ianareo any amin’ny tany izay omeny anareo.
Malagasy Bible 1865
Handidy ny fitahiany ho aminao Jehovah amin'ny fitoeram-barinao sy izay rehetra ataon'ny tananao, ka hitahy anao Izy any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handidy ny fitahiany ho aminao NY TOMPO amin’ny fitoeram-barinao sy izay rehetra ataon’ny tananao ka hitahy anao Izy any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
malagasy
Handidy ny fitahiany ho aminao Jehovah amin'ny fitoeram-barinao sy izay rehetra ataon'ny tananao, ka hitahy anao Izy any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.