Deuteronomy 28:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanandratra anao ho firenena masina ho Azy NY TOMPO araka izay nianianany taminao, raha mitandrina ny didin’NY TOMPO Andriamanitrao ianao ka mandeha amin’ny lalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampaharitra anao i Iaveh ho vahoaka masina ho Azy, araka ny efa nianianany taminao, raha mitandrina ny didin’i Iaveh Andriamanitrao ianao, ka mandeha amin’ny lalany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tandremanareo ny didin’ny TOMPO Andriamanitrareo ka tanterahinareo ny sori-dàlany, dia hasandrany ho firenena voatokana ho Azy ianareo araka izay efa nianianany taminareo;
Malagasy Bible 1865
Hanandratra anao ho firenena masina ho Azy Jehovah, araka izay nianianany taminao, raha mitandrina ny didin'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mandeha amin'ny lalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanandratra anao ho firenena masina ho Azy NY TOMPO araka izay nianianany taminao, raha mitandrina ny didin’NY TOMPO Andriamanitrao ianao ka mandeha amin’ny lalany.
malagasy
Hanandratra anao ho firenena masina ho Azy Jehovah, araka izay nianianany taminao, raha mitandrina ny didin'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mandeha amin'ny lalany.