Deuteronomy 29:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanakareo madinika sy ny vadinareo ary ny vahiny eo amin’ny tobinareo mbamin’ny mpikapa hazonao sy ny mpantsaka ranonao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny zanakareo sy ny vadinareo ary ny vahiny eo an-tobinao hatramin’ny mpikapa hazonao ka hatramin’ny mpantsaka ranonao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy zaza amam-behivavy, ary koa ny vahiny eo amin’ny tobinareo ka ampiasainareo ho mpikapa hazo sy ho mpantsaka rano.
Malagasy Bible 1865
ny zanakareo madinika koa sy ny vadinareo ary ny vahiny eo amin'ny tobinareo mbamin'ny mpikapa hazonao sy ny mpantsaka ranonao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanakareo madinika sy ny vadinareo ary ny vahiny eo amin’ny tobinareo mbamin’ny mpikapa hazonao sy ny mpantsaka ranonao,
malagasy
ny zanakareo madinika koa sy ny vadinareo ary ny vahiny eo amin'ny tobinareo mbamin'ny mpikapa hazonao sy ny mpantsaka ranonao