Deuteronomy 29:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hidiranao amin’ny faneken’NY TOMPO Andriamanitrao sy ny fianianana, izay ataon’NY TOMPO Andriamanitrao aminao anio,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hiditra amin’ny faneken’i Iaveh Andriamanitrao, sy amin’ny fianianany; dia ny fanekena izay ataon’i Iaveh Andriamanitrao aminao anio,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hidiranareo izao ny fanekempihavanana ataon’ny TOMPO Andriamanitrareo aminareo ary hirosoanareo ny fianianana hankatoavana izany.
Malagasy Bible 1865
hidiranao amin'ny faneken'i Jehovah Andriamanitrao sy ny fianianana, izay ataon'i Jehovah Andriamanitrao aminao anio,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hidiranao amin’ny faneken’NY TOMPO Andriamanitrao sy ny fianianana, izay ataon’NY TOMPO Andriamanitrao aminao anio,
malagasy
hidiranao amin'ny faneken'i Jehovah Andriamanitrao sy ny fianianana, izay ataon'i Jehovah Andriamanitrao aminao anio,