Deuteronomy 29:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hanandratany anao ho fireneny, ary mba ho Andriamanitrao Izy, araka izay nolazainy taminao sy araka izay nianianany tamin’ny razanao, dia i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanandratany anao anio ho vahoakany, dia Izy no ho Andriamanitrao, araka ny nolazainy taminao sy nianianany tamin’ny razanao Abrahama sy Isaaka ary Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hasandrany ho vahoakany ianareo ary Izy ho Andriamanitrareo, araka izay nampanantenainy taminareo sy nianianany tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba razambenareo.
Malagasy Bible 1865
hanandratany anao ho fireneny, ary mba ho Andriamanitrao Izy, araka izay nolazainy taminao sy araka izay nianianany tamin'ny razanao, dia Abrahama sy Isaka ary Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hanandratany anao ho fireneny, ary mba ho Andriamanitrao Izy, araka izay nolazainy taminao sy araka izay nianianany tamin’ny razanao, dia i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba.
malagasy
hanandratany anao ho fireneny, ary mba ho Andriamanitrao Izy, araka izay nolazainy taminao sy araka izay nianianany tamin'ny razanao, dia Abrahama sy Isaka ary Jakoba.